| Teny iditra | 1 manamboho |
| Fototeny | 2 voho |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 [Tanala] miamboho, manome lamosina
[1.78] 9 Mampitodika amin' ny lafy ratsiny: Manamboho sary 10 Manodina ny lamosina hanatrika ny ...: Manamboho varavarana [1.1] |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 mambonoha, manamboho, 13 manomboha |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|