|
|
|
|

Teny iditra 1  manambotra
Fototeny  2 sambotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Antesaka] mandray amin'ny tanana [1.78]
9 Manenjika (biby na vorona), misambotra [1.1]
10 [Antambahoaka] misambotra [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20