|
|
|
|

Teny iditra 1  manampirina
Fototeny  2 ampirina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mandamina, mandahatra: Manampirin-trano isa-maraina izy
8 Mametraka amin' ny toerany avy: Andraso fa mbola hanampirina ireto bokiko ireto aho [1.1]
Tovy hevitra  9 mampirina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22