Teny iditra manampoka (tampoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tonga tsy nampoizina, manatratra tampoka: Matetika no manampoka antsika olombelona ny fahafatesana
Fanazavàna teny anglisy To come upon suddenly, to surprise [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Surprendre [1.3, 1.8]
 Arriver à l'improviste [1.3]
Ohatra 
1Fa ahoana no manampoka! [2.356]
2Fantatra ny anton' ny bararata: tsy hahazoana manampoka azy amin' ny alina; [2.472]

Teny iditra manampoka (tampoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manampy rano: Iza no nanampo-drano ny divaiko teto? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To soak, to steep [1.2]
 To add cold water [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ajouter de l'eau à l'eau chaude, au vin, au rhum [1.3]
 Ajouter de l'eau froide [1.8]
Ohatra tsy mandeha an-kafetsena izahay, na manampoka ny tenin' Andriamanitra; [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manampoka
Ny lasa : nanampoka
Ny hoavy : hanampoka
Filaza mandidy : manampoha
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17