Teny iditra manampontsampona (sampontsampona (sampona))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manakana, manao izay tsy hahatanteraka: Esory daholo izay manampontsampona ny fahatongavanao amin' ny fivoriana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To hinder, to prevent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Empêcher [1.8]
Ohatra 
1Manampontsampona ahy ianao! [2.270]
2Fa raha mba aty amin' ny lafin-kavan-dRamatoa kosa no mba misy raharaha mihetsika, lazaina fa mahavery rariny, tsy misy hanaovan-javatra, «sikidy mila voatsiary ka mampandihy ny marary», «manampontsampona tahaka ny fatiri' antitra", lanjam-bola; [2.346]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manampontsampona
Ny lasa : nanampontsampona
Ny hoavy : hanampontsampona
Filaza mandidy : manampontsamna
Ohabolana 

Teny iditra manampontsampòna (sampontsampona (sampona))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manampontsampona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20