|
|
|
|

Teny iditra 1  manandoka
Fototeny  2 sandoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mangalatra an-kafetsena, mifetsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to defraud; to pretend to a position or dignity [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 escroquer; prétendre être le maître de, se donner pour ce qu'on n'est pas [1.8]
Ohatra  11  Moa zanakao iolehilahyio, fa manandoka ho zanakao izy? [2.293#]
12  Ny manandoka olom-potsy ho andevo dia sazina omby 10 [1.123#]
13  Ny mpanompo manandoka ho Ambaniandro dia omena ny tompony. [1.123#]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manandoka

Fivaditsoratra  manandoka, 15 mandonaka, 16 mankandoa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20