|
|
|
|

Teny iditra 1  manandrana
Fototeny  2 andrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitsapa mialoha: Andeha hanandrana ilay angadinomby vao novidiko aho rahampitso
9 Mihinana kely amin-javatra iray hahalalana ny tsirony: Manandrama amin' ity paiso itý ianao fa hankasitraka aoka izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to taste, to try, to prove, to commence. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 essayer, goûter [1.3]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21