|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manandrandra
Fototeny  2 andrandra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manatraka; mampitraka ny loha
9 Manantena: Manandrandra ny fahombiazana izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to erect the head; to cause one to look upright; to expect something. [1.2]

Teny iditra (2/2) 11  manandrandra
Fototeny  12 andrandra
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manandrandra [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manandrandrà, manandrandra, 14 mandrandrana, mandrandràna, mandrandraña

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/22