|
|
|
|

Teny iditra 1  manandro
Fototeny  2 andro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mijery ny vintan' olona araka ny andro nahaterahany
9 Milaza ny andro tsara azo anombohan-javatra na ny andro ratsy tsy anaovan-javatra noho ny andro mahery na ny andro fady: Tsy mahazo manandro, hono, raha mbola velon-dray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to practice judicial astrology; to calculate or foretell lucky days. [1.2]
11 to cast a horoscope; to pick out lucky days [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 tirer l'horoscope, prédire les jours fastes et néfastes [1.8]
Ohatra  13  Ny manisa volana sy ny manandro, izay manísy andro tsara sy ratsy. [2.857#]
Mpanahaka  14  manitsaka andro, 15  mitety andro
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  manandro, 17 mandrona, mandronà, 18 manondra

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19