|
|
|
|

Teny iditra 1  manangoly
Fototeny  2 angoly
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manambitamby mba hametsena: Kinga ery izy manangoly ny vahoaka
9 Mitaona olona amin' ny teny na fijery malefaka mba hahavoa azy: Loza iny raha zazalahy hanangoly
10 Manome vola na kadoa olonamba hitaona azy tsy hanao ny adidiny
11 Jer. kolikoly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to cheat, to deceive, to ensnare. [1.2]
13 to lead astray [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 séduire, tromper [1.8]

Fivaditsoratra  15 manangilo, manangoly

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20