|
|
|
|

Teny iditra1  manani-drova
Singan-teny  2  mananika, rova
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  ilazana ny mpangalatra na ny mpikomy ka miditra ny rova hamono ny mpanjaka -- ny diso fitondran-tena naka ny vadin' ny mpanjaka koa dia notondroina ho manani-drova fa tena heloka lehibe izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  To steal from the palace. One of the capital crimes. [1.2]

Fivaditsoratra  6  manani-drova, manaviandro

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31