Teny iditra (1/2) | 1 manan-kasina |
Singan-teny | 2 manana, hasina |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] misy hery ambony lehibe: Manan-kasina ny tanindrazana |
Ohatra |
5 Inoan' ireo olona ireo, hoy i Dada, nanazava, fa manankasina ary manana hery hitahy ny velona ireo Razana milevina ao amin' io fasana an-tampon-kavoana io. [2.445#] |
Teny iditra (2/2) | 6 Manankasina |
Singan-teny | 7 anana, hasina |
Sokajin-teny | 8 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Voambolana |
9 Haitoetany: tanàna |
Fivaditsoratra | 10 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |