|
|
|
|

Teny iditra 1  mananky
Fototeny  2 anky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 mandrefy zavatra amin' ny ankibentanana [1.10#A309]
8 Mandrefy amin' ny anky: Ny felatanana sy ny rantsan-tanana no nentina nananky [1.1#589]
Ohatra  9  Ny felatanana sy ny rantsana no entina mananky, manomboka amin' ny ankibe ka miafara amin' ny ankikely, ary ny fampiasana ny anky dia ny satroka, ny hatevenan-javatra. [2.436#]

Fivaditsoratra  mananky, 10 mankany

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26