Teny iditra | 1 manantitrantitra |
Fototeny | 2 antitrantitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Manamafy, manizingizina: Tsy vizana ny manantitra aminareo ny maha-tsara ny asa aho [1.1] 5 mamerimberina, manamafy [1.13] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 insister [1.13] |
Ohatra |
7 Amin' ity tononkalo voalohany ity, ny mpanoratra dia manantitrantitra fa mampiavaka ny olombelona amin' ny biby ny fanantenana. [2.314#] 8 manantitrantitra aho fa tsy nalefan' ny Fiangonana handeha fotsiny any ny olona sahirana ka tsy nomeny fitaovana enti-miady amin' ny fiainana. [1.369#] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |