|
|
|
|

Teny iditra1  antitrantitra
Fototeny  2  antitra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] [duplicatif diminutif]
Ohatra  5  Vehivavy efa antitrantitra izay no nisolo azy, Raivotsimiangeso no anarany. [2.356#]
6  ireo antitrantitra sasany avy teo koa anefa, nanaraka izao dia izao ihany: manatitra. [2.245#]
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Anarana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21