| Teny iditra | 1 manantsody |
| Fototeny | 2 antsody |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mamindra ny kofehin-dandy amin' ny volotara na famahanan-tenona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to wind on to a reel, to twirl.
[1.2#61] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 dévider, mettre en bobine
[1.3] |
| Ohatra |
11 Raha mahita manantsody dia ta hanira.
[2.436#]
|
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manantsody |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|