Teny iditra | 1 manao alasafay |
Singan-teny | 2 manao, ala safay |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! nanao alasafay fotsiny ianao fa tsy tena namafa |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to trifle, to act perfunctorily, to do a thing for mere appearance's sake. |
Tovy hevitra | 6 miala safay, misafay |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |