|
|
|
|

Teny iditra1  manao alokely
Singan-teny  2  manao, alokely
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza ny vary masaka alohan' ny namany ka mova tsy ny manaloka kely azy ireo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Se dit d’un champ de riz où il y a des épis mûrs avant les autres [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16