|
|
|
|

Teny iditra1  manao be hariva
Singan-teny  2  manao, be hariva
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Lalàna
Fanazavàna teny malagasy  5  misakana olona, manao tontakely, manao rodobe handroba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  to assemble in the evening, generally used of conspiracies or meetings for fomenting dissatisfaction with the government. It is a crime. [1.2]
Ohatra  7  Nisy niampanga azy ho nanao behariva. [2.357]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20