Teny iditra manao hala Ikoto fa tian' Ikala
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Hasosorana amin' ny olona iray noho izy tian' ny hafa [1.1]
Singan-teny manao ; hala ; Ikoto ; fa ; tia ; Ikala

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20