Teny iditra | manao halana | |
Singan-teny | manao ; halana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny bibilava rehefa mihorongorona miendrika halana izy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Used of a serpent which rolls itself up in the form of a halana. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/15 |