|
|
|
|

Teny iditra1  manao rano antsangana
Singan-teny  2  manao, rano tsangana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza fomba filomano izay ahitana ilay olona milomano mitsangana nefa tsy difotra na dia lalina aza ny rano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to swim upright; to tread water. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20