Teny iditra | 1 manaova |
Fototeny | 2 tao |
Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 do [1.26#19] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] |
Ohatra |
7 Tsy maninona fa manaova, hoy Rafakatro. [2.357#] 8 Mandehana ianao mba manaova toy izany koa. [2.643#] 9 manaova soa ampiantany, fa misy hiankinana; [2.69#] |
Tsanganana sy sary iray takila |
10 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 11 manaova, manavao, manoava, mavoana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/17 |