Teny iditra | 1 manao vy very ny aina |
Singan-teny | 2 manao vy very, aina |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to risk one's life, to make life as worthless as a lost nail [1.2] 6 to take no account of danger, to risk one's life [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 risquer sa vie [1.3] 8 se tuer pour quelque chose, risquer sa vie [1.5] 9 risquer sa vie, être courageux [1.8] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |