|
|
|
|

Teny iditra 1  manapaka
Fototeny  2 tapaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mandidy zavatra amin-java-maranitra na amin' ny fomba hafa ka tarangana mizara roa misaraka ilay zavatra: Nisy nanapaka na pensiliko
8 Mampiato, mampijanona: Aza misy manapaka ny teniko
9 Mandidy: Iza no afaka hanapaka ny amin' ny aiko sy ny fananako
10 Tsy tonga miasa na mianatra: Tsy mbola nanapaka io mpiasa io hatramin' ny nidirany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to cut off, to cut across
12 to settle or decide; to rule; to govern [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 couper en travers
14 décider; gouverner [1.8]
15 trancher, couper [1.13]
Ohatra  16  Renilezo mihitsy no manapaka ny zavatra rehetra. [2.324]
17  Ny fahatelo, atsimo mianavaratra, manapaka ireo roa voalohany, miala any Antanambao ary mivarina any Alaotra, misy tokony ho 30 kilaometatra. [2.472#170]
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny how manapaka
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  20 ampakana, 21 ampanàka, manapaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21