|
|
|
|

Teny iditra 1  manapepo
Fototeny  2 pepo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manisy lempona, manao izay hahapepo
9 Tsy mamela hitraka, tsy mamela handroso: Tsy tsara ny manapepo tanora vao misondrotra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20