|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  pepo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  19 Misy lempona petaka milentika: Nidona tamin' ny varavarana izy ka pepo ny handriny
20 I [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  21 concave, hollow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22 creux [1.8]
Fikambanana  23  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe pepo

Teny iditra (2/3) 24  pepo
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny malagasy  26 [Sakalava] Hodipotsy. [1.1]
27 aretina mahazo ny hoditra, ny vavony, vokatry ny holatra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  28 tache blanche sur la peau, mycose [1.13]
Voambolana  29  Fahasalamana
Mpanahaka  30  hodipotsy, 31  tapano

Teny iditra (3/3) 32  pepo
Sokajin-teny  33  anarana
Fanazavàna teny anglisy  34 [Provincial] wind. [Swahli Upepo.] See Rivotra [1.2]
Voambolana  35  Haitoetrandro

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20