Teny iditra | manapiaka (piaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manapaka, miaraka amin' ny feo kely heno: Manapiaka rantsankazo [1.1] | ||||||||
Manapaka an-drezatra na an-ditra [1.13] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Briser [1.13] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | mamiaka | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |