|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  piaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Tapaka, feo heno mikepoka amin' ny fahatapahan' ny hazo maina na fifandonan' ny zavatra roa mifampikasika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  broken, snapped. Used of anything with joints, such as sugar-cane, which break with a snap. See Tapaka. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10  brisé avec bruit [1.196]
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny piaka io

Teny iditra (2/2)14  piaka
Sokajin-teny  15  anarana
Voambolana  16  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  17  (allusion au bruit que font les chaumes) Grande Graminée dont les noeuds se déboîtent facilement. [Sakalava] [1.196]

Fivaditsoratra  18  apika, paika, piaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07