| Teny iditra (1/2) | 1 manapika |
| Fototeny | 2 pika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mampipitika, mampifantsitsitra, manala: Hainy ny manapika ny vimiainan' ny famantaranandro
9 Manakombona (antsy, elo), mamono (jiromirehitra amin' ny herim-baratra): Manapika antsipika, elo ~ Iza no hanapika ny jiro amintsika roa lahy? [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to shut or fold; to turn off
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 (peu usité) faire sauter, faire bondir, faire jaillir, faire éclater; déboîter, détacher, détendre; fermer un couteau, un parasol
[1.3] 12 plier, fermer (parapluie); déclencher (appareil photo); éteindre la lumière etc [1.8] |
| Ohatra |
13 hitany fa haraina eo ihany ny andro raha hotapahina moramora tsirairay toy izany ireo vakivakim-palafa ireo, dia noheveriny fa ho azo atao ny manapika azy moramora rahefa nodidina kelikely tamin' ny antsy.
[2.357#]
|
| Tsipelina hafa | 14 mamika |
| Teny iditra (2/2) | 15 manapika |
| Fototeny | 16 pika |
| Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny anglisy |
22 [Provincial] to remove a calf from its mother
[1.2] |
| Voambolana | 23 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Fivaditsoratra | manapika, 24 manipaka, 25 mipanaka, 26 mpanaika, 27 mpianaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|