|
|
|
|

Teny iditra 1  manapoaka
Fototeny  2 poaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampirefotra: Manapoaka tafondro
9 Mampiseho ampahibemaso, mamaky: Manapoaka vaovao lehibe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to set off an explosion; to fire a gun [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 faire exploser; décharger un fusil [1.8]
Ohatra  12  Tsy hainay akory ny manapoaka basy, Kapiteny. [2.643#]
13  Mirehaka izy, mamely tehamaina, manapoaka basy [2.472#247]
14  Na manapoaka aza ireo, mitsefotra fotsiny ny basy ary tonga rano ny bala. [2.588#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20