Teny iditra | 1 manapoaka (poaka) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Mampirefotra: Manapoaka tafondro [1.1] 4 Mampiseho ampahibemaso, mamaky: Manapoaka vaovao lehibe [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 To set off an explosion; to fire a gun [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 Faire exploser; décharger un fusil [1.8] |
Ohatra |
7 Tsy hainay akory ny manapoaka basy, Kapiteny. [2.643#] 8 Mirehaka izy, mamely tehamaina, manapoaka basy [2.472] 9 Na manapoaka aza ireo, mitsefotra fotsiny ny basy ary tonga rano ny bala. [2.588#] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |