|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manaraina
Fototeny  2 maraina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Tonga maraina: Rahampitso indray monaraina
8 Mivoaka ny trano na mandeha miasa vao maraina: Miasa manaraina izany izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to go to work or start a voyage early in the morning [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 commencer son travail ou partir en voyage de grand matin [1.8]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 12  mañaraina
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14 [Tanosy] mijanona indray andro [1.78]

Fivaditsoratra  15 amarinana, 16 amiranana, 17 mañairaña, manaraina, mañaraina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19