| Teny iditra | 1 maraina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Fizaran' ny andro hatramin' ny mangiran-dratsy ka mandra-pahatongan' ny mitataovovonana: Amin' ny folo maraina izao
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 morning
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 matin
[1.8] |
| Ohatra |
14 Nony efa maraina ny andro, dia nandre noana daholo izy;
[2.324]
15 Mitohy ny asabotsy maraina ny fihinanan' izy mianakavy hena; [2.470#13] 16 Tamin' ny telo maraina izahay dia nanangan-day hody. [2.471#46] 17 Isa-maraina, ny isam-pianakaviana, samy nanary ny fatim-boalavo hitany avy. [2.472#81] |
| Fikambanana | 18 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 13 misy ny teny hoe maraina |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 20 amirana, 21 manaira, 22 mañaray, 23 manaria, maraina, 24 mianara, 25 miarana, miaràna |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|