|
|
|
|

Teny iditra 1  manaranaka
Fototeny  2 taranaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mandimby ny toetran' ny...: Manaranaka ny renibeny itý zaza itý
8 Miampita any amin' ny taranaka: Manaranaka ny aretina sasany [1.1]
9 mifindra amin'ny taranaka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  10 héréditaire [1.13]
Voambolana  11  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20