|
|
|
|

Teny iditra 1  taranaka
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  10 Fitambaran' ny zanaka aman-jafy sy ny zanany mitohitohy hatrany, nateraky ny olona iray tany aloha; tamingana, solofo amam-para: Lany taranaka izy
11 Firazanana: Taranak' Andriana Randria ~ Taranak' alika mahay mihaza ity nentiko ho anao ity
12 Zaza natsangana mahazo mandova [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13 génération, lignée [1.54]
Ohatra  14  Ity taranaka ity dia taranaka ratsy. [2.996]
15  Efa lany taranaka izy ireny ankehitriny. [2.117#]
16  Mendri-kodinihin'ny taranaka mandrakizay! [2.298#]
Voambolana  17  Fifandraisana: fianakaviana
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe taranaka
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21