Teny iditra |
manararaotra
(hararaotra)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitombo mihalehibe, mihamafy: Hanararaotra io ferinao io ka tsaboy haingana Mampiasa ny fahavoazan' ny sasany mba hanampiana trotraka izany: Aza manararaotra ny halemen' ny sasany mba hitarihana azy amin' ny ratsy Mamonjy mitady tombony haingana raha misy zava-miseho sao tsy miverina intsony io zavatra io: Manararaota ny hatanorana, rankizy, mba hiasana betsaka fa rehefa antitra tsy afaka intsony.
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To aggravate, to add to, to take the occasion of, as when following some one else and seeing him do something or take something, to steal and lay the blame on another. [1.2]
|
| To take advantage of [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Profiter de l'occasion [1.8]
|
Ohatra | Tsinjo miverimberina eny koa ireo arom-pefiloha vita vodivato sy voatsato-kazo, ireo tanimboly manararaotra ny tany lonaka, ireo trano bongo mitokana naorina vonjy maika ho fiandrasam-boly.
[2.470]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manararaotra |
Ny lasa : |
nanararaotra |
Ny hoavy : |
hanararaotra |
Filaza mandidy : |
manararaota |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|