Teny iditra manasaly (saly)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] [ mañasaly ] Manamaina hena, na hazandrano na akanjo, ets... amin'ny tanik'afo [1.78]
 Mametraka zavatra (hena...) vetivety eo ambony afo mba hahazoana mihinana azy; manamaina hena na hazandrano amin' ny setroka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Suspendre ou mettre près du feu pour faire rôtir, boucaner, sécher
Soulever son adversaire avec les cornes, se dit des taureaux [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manasaly
Ny lasa : nanasaly
Ny hoavy : hanasaly
Filaza mandidy : manasalia
Tovy hevitra manasalisaly

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20