|
|
|
|

Teny iditra 1  manasalisaly
Fototeny  2 salisaly
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mametraka zavatra (hena...) vetivety eo ambony afo mba hahazoana mihinana azy; manamaina hena na hazandrano amin' ny setroka [1.1]
Tovy hevitra  9 manasaly

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22