|
|
|
|

Teny iditra 1  manasaoka
Fototeny  2 saoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manampy tapadamba amin' ny akanjo mba hanalalahana azy amin' ny faritra sasantsasany: I neny no nanasaoka ny lobako teo amin' ny sorony fa tery loatra [1.1]

Fivaditsoratra  manasaoka, 9 manasoaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20