|
|
|
|

Teny iditra 1  manasarotra
Fototeny  2 sarotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mahatonga ho sarotra aleha: Ny lavadavaka ireny no manasarotra ny lalana mankaty aminareo
9 Mahatonga ho manahirana: Manasarotra ny fanaovan-trano ny ranonorana
10 Mahatonga ho lozabe, kitokitoina: Ny ditran' ny mpianatra no nanasarotra an-dRamose
11 Mahatonga ho lafo: Ny havandra no nanasarotra ny voaloboka tamin' ity taona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to make something difficult [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 rendre difficile [1.8]
Ohatra  14  Tsia, tsy sarotra ny fiainana, fa ny olombelona no manasarotra azy. [2.471#61]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20