|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manasidiondiona (sidiondiona)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mampivezivezy (olona) atsỳ sy aỳ mba hibolidy amin'ny raharaha na handositra adidy [1.1]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)8  manasidiondiòna (sidiondiona)
Sokajin-teny  9  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasidiondiona
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  12  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  13  manasidiondiona, manasidiondiòna, manasidiondiona, manasidiondiòna

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20