|
|
|
|

Teny iditra 1  manasoa
Fototeny  2 soa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao soa: Manasoa ny mpiara-belona aminy Rangahy io
9 Mitahy, manampy, manambina: Hanasoa anareo anie ny any ambony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to beautify; to do good to; to benefit [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 embellir; faire du bien à; favoriser [1.8]
Ohatra  12  manasoa ny mpiara-belona izany. [2.445#]
13  Koa ny manasoa omby misotro ny rononony; [2.587#]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  manasoa, 15 samoaña

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21