Teny iditra manatailana (tailana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatonga tailana, mandidy misomaradimbana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatailana
Ny lasa : nanatailana
Ny hoavy : hanatailana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05