|
|
|
|

Teny iditra 1  tailana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 Vilana, tsy mitovy ny an-daniny roa avy, mitongilana ny ilany, somaradimbana, tafy: Tailana ity latabatra ity izany fa mitongilana ny ilany noho ny iray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  22 crooked, irregular, disproportional [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  23 inégal, irrégulier, dont un côté est plus grand que l'autre. Comme tafy [1.3]
24 irrégulier, tordu, disproportionné [1.8]
Ohatra  25  Ka ny fianakaviana iazaina amin' izany dia tsy irony fianakaviana tailana. [1.317#]
26  raha olombelona ianao, dia tsy maintsy tailana andrenesana indraindray, na diso hevitra kely. [2.285#]
Fikambanana  27  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe tailana
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  29 atanila, tailana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21