Teny iditra manatakizina (takizina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatonga maizina; mahatonga fadiranovana; mampahalany harena; mambotry [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manatakizina
Ny lasa : nanatakizina
Ny hoavy : hanatakizina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05