|
|
|
|

Teny iditra1  takizina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Maizina tsy misy jiro na hazavana: Takizina tao izahay nandritra ny fahefatr' adiny
Ambany saina tsy mbola tratran' ny fahalalana
Fototeny  4  izina
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  10  atakizin, natakizi, takizina

Nohavaozina tamin' ny 2025/03/30