|
|
|
|

Teny iditra 1  manatampody
Fototeny  2 tampody
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao zaitra tampody
9 Maniraka na mandefa (olona) ka mampiverina azy ny andro iny ihany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10 envoyer et faire revenir le même jour
11 coudre en revenant en arrière [1.3#663]

Fivaditsoratra  12 mampanatody, manatampody

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20