|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manatanila
Fototeny  2 tanila
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampiraika zavatra amin' ny ila na lafiny iray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to push to one side [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 mettre de côté [1.8]

Teny iditra (2/2) 11  manatanilà
Fototeny  12 tanila
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatanila [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manatanila, manatanilà, 14 mañatilana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/24