|
|
|
|

Teny iditra 1  manatefoka
Fototeny  2 tefoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mitifitra
8 Manapaka rantsan-kazo
9 Mamely tehamaina [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20